|
|
|
|

Teny iditra1  isa fa tsy roa
Singan-teny  2  isa, fa, tsy, roa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  incomparable, unique, sans égal [1.3]
6  Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733]
Tovy hevitra  7  tsy manam-paharoa
Tsipelina hafa  8  isafatsiroa, safatsiroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23